· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Avrily, 2018

Azerbaijan: Tranonkalam-baovao Nakatona

  03 Avrily 2018

Taorian'ny fandraràna vao haingana ny haino aman-jery vahiny ao amin'ny firenena, nofafàna ny votoatin'ny tranonkalam-baovao malaza heverina fa mahaleotena indrindra ao Azerbaijan tamin'ny Alakamisy (febroary 2009) ary nosoloina hafatra milaza amin'ny mpamaky hoe "mikatona ny tetikasa".

Azerbaijan: Fandalinana Boky

  01 Avrily 2018

Naneho hevitra momba an'i Artush sy Zaur, ilay bokin-tantaram-pitiavan'ny pelaka izay miresaka momba ny tantaram-pitiavana nisy teo amin'ireo lehilahy Armenianina sy Azerbaijani, i Scary Azeri in Suburbs. Nilaza ilay bilaogera fa raha niezaka mafy ny handresy ny fady ilay boky, dia hitany fa mahatsikaiky kokoa ilay izy fa tsy manohina rehefa...