· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Avrily, 2018

Global Voices Any amin'ny Zaikabe Iraisam-pirenen'ny We Media

  07 Avrily 2018

Ity no Zaikabe Iraisam-pirenen'ny We Media faharoa karakarain'ny Media Center an'ny Ivontoeran'ny Fanaovangazety Amerikana, izay hatao any Lôndôna. "Fitokisana" no lohahevitra hodinihina amin'izany, koa tongava ary ampio izahay hitady ny valin'ireo fanontaniana maro, na hamerina handrafitra ny adihevitra amin'ny fametrahana fanontaniana vaovao!