· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Janoary, 2018

Timor Atsinanana : “Andro Mahafalin'ny” Fifidianana Malalaka

  15 Janoary 2018

Nankalaza ny tsingerin-taona faha-10n'ilay fitsapankevi-bahoaka izay nitarika ho amin'ny fahaleovantena ara-dalànan'ny faritra ireo Timore mpitoraka bilaogy. Ny sasany mahatsiaro ilay " andro mahafaly", ny hafa mampatsiahy ny fahavononany handroaka ireo tafika indoneziana mpibodo, ary ankehitriny misy ireo mampiasa ilay andro hametraham-panontaniana ny fotoana any Timor amin'izao fotoana izao.

Arabia Saodita : Vely Karavasy Miisa 1500

  12 Janoary 2018

Nanameloka ilay dokotera Egyptiana Raouf Amin 15 taona an-tranomaizina sy vely karavasy in-1.500 i Arabia Saodita  noho ny fanomezana ny printsy vavy Saodiana ny fanafody mampiankin-doha raha mbola niasa tany amin'ny hopitaly Saodiana iray izy.