Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Oktobra, 2017

Fitsinjaram-Paritra Rosiana Nalainy Taorian'ny Nibitsihan'ny Gazety Shinoa Iray Ny Sarin'ny Faritra Lavitra ao Altay

Tsy tapaka ny mibitsika sary fampahafantarana avy amin'ireo faritra samihafa ny "China Daily", saingy tamin'ity indray mitoraka ity dia niteraka zavatra tsy nampoizina avy amin-dry zareo Rosiana mpampiasa Twitter izany, izay nihevitra fa lazain'i Shina ho azy ireo ampahan-tanin'i Rosia.

Sodàna: Tonga ny Shinoa Ary Tsy Azo Ny Fitantànana Ny Firaisambe Afrikana

Fa tandremo : liana marina amin'ny fandraharahana aty Afrika ve ny Shinoa sa misy zavatra hafa koboniny ?

Kyrgyzstàna sy Ozbekistàna: Sakay Sy Maso Fahiny, Mpinamana Tsy Mifankafoy Ankehitriny?

"Ny fihetsehampo dia mankany amin'ny finiavana tsara avy amin'ny filoha Ozbeky. Tena misokatra be i Mirziyoyev, namana, ary feno finiavana tsara ka dia tsy misy afa-tsy haravoana no entin'izany ho anay!."