Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Jolay, 2017
Ny Fahatakarana Ao Anatin'ny Vazivazy Ny Adin'i Pôrtô Rikô Amin'i Washington
Mametraka fanontaniana tsotra ny 'Dokambarotry ny Governemanta Marina ' ao amin'ny Juice Media : Vonona ve ianao amin'izany fahamarinana be dia be izany ?
Tamin'ny Tsingerintaona Faha-45 Niverenan'i Okinawa Tao Japan, Manohitra Ny Fijoroan'ny [Tafika] Amerikana Ao Aminy Ny Vahoaka
45 taona lasa izay no namerenan'i Etazonia an'i Okinawa ho any Japan. Saingy mbola mibahan-toerana amin'ny endritany sy ny politikan'ny prefektiora ny toby Amerikana.
Taratasinà Vehivavy Kiobàna Iray Ho An'i Donald Trump

Firenena matanjaka toy inona no mino fa ny famelàna ireo olom-pireneny ho any amin'ny nosy iray izay misy mponina 11 tapitrisa sy filoha antsoina hoe Castro dia tsy manao afa-tsy izay hampanan-karena io fitondram-panjakana io?
Playing for Change: Fandriampahalemana Amin'ny Alalan'ny Mozika
Misarika ny sainay ny tetikasa fiaraha-miasan'ny mozika manerantany amin'ny alàlan'ny antsoina hoe Playing for Change: Peace through Music (Milalao hisian'ny Fanovana: Fitoniana amin'ny alalan'ny Mozika) ny MeetJohnSong.