Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Avrily, 2011
Cote d'Ivoire : Mandia ny Ora Farany ny Fitondrana Gbagbo ao Abidjan
Nafana aoka izany ny roa andro farany teo amin'ny fivadihan'ny tantara ho an'i Côte d'Ivoire. Ireo tafika mahatoky an'i Alassane Dramane Ouattara, Filoha nahazo fankatoavana iraisam-pirenena ao Côte d'Ivoire, sy Guillaume Soro, praiminisitra, dia nanao fanafihana tao Atsimo sy Andrefan'ny firenena, ary tonga tao an-tanàna Douékoué izy ireo tao anatin'ny...
Mampifanolana an'i Etazonia sy Bolivia ny ravina kôka tsakoina
Mitana ny laharana fahatelo maneran-tany i Bolivia raha ny resaka famokarana kôka no jerena araka ny tatitra momba ny zavamahadomelina navoakan'ny firenena mikambana tamin'ny taona 2010, kanefa tsy avy hatrany dia nitodika tamin'i Bolivia ireo mpiasa ao amin'ny DEA (Sampana miady amin'ny fanondranana sy fidorohana zavamahadomelina any Etazonia). Fanazavana. The...
Côte d'Ivoire: Ara-Dalàna Ve Ny Fitsabahan'ny Avy Any Ivelany?
Mety ho tonga amin'ny dingana farany ao Abidjan ato ho ato ny ady ho amin'ny fahefana ao Côte d'Ivoire, toerana nanombohan'ny Tafika Repoblikana (FRCI) manohana an'i Alassane Ouattara ny fanafihany an'ireo toerana nofehezin'ny tafik'i Laurent Gbagbo, tamin'ny Alatsinainy 4 Aprily. Nirotsaka an-tsehatra ny Firenena Mikambana sy ny Tafika Mitam-piadiana Frantsay,...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...