Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Jolay, 2008
Rosia: Toby miaramila rosiana any Venezoalà?
Mpikambana ao amin'ny fiarahamonina LJ Politika v Rossii (RUS) no nitsapa ny hevitry ny mpamaky raha tokony araraotin'i Russia ny fanomezan-tanan'ny filoha Venezoelana Hugo Chavez ny hanorenana toby miaramila (Rosiana)...
Iran: Maneho hevitra amin'ny fifanarahan'ny Hezbollah sy Isiraely ny bilaogera Iraniana
Raha faly amin'ny fanafahana ny gadra Libaney any Isiraely ny fitondram-panjakana Iraniana, nanontany ny momba ireo Iraniana nosamborina any Libanona kosa ny mpamaham-bolongana Iraniana, hoy Hamid Tehrani, izay nanangona ireo fanehoan-kevitry ny mpamaham-bolongana Iraniana voangona ato amin'ity lahatsoratra ity.
Birezila: Nanasonia ny fifanarahana momba ny teny paorotigey i Paoritigaly
Nanasonia ny fifanarahana handravonana ny teny Paorotigey sy ny fanononana azy mba hitovy eo amin'ny firenena 8 miteny azy ny filoha Paorotigey Anibal Cavaco Silva. O Hermenauta [pt] no nitsiditsidika nijery...
Arimenia: Baolina politika
Unzipped no milaza ny heviny avy amin'ny tenin'ny filoha vaovaon”i Arimenia navoakan'ny Wall Street Journal ahitana ny fanantenan'i Serge Sargsyan fa mety hiteraka fifandraisana eo amin'ny tany roa tonta ny...
Palestina: Vono olona sa horohoro mandripaka?
Ny arabo irery ihany no mpampihorohoro … no vakin’ny lohahevitra ao amin’ny bloagy live from occupied palestine. Ny mpitoraka blaogy dia mindrana ny pejy voalohany mivandravandra (La Une) avy amin’ireo...
Japàna : Fanambarana mikasika ireo olona nalaina an-keriny izay miteraka fahatezerana
Ny fanambarana nataon'i Koichi Kato, mambran'ny Antoko Liberaly Demôkratika Japôney [Liberal Democratic Party] sady ministra teo aloha rahateo, tamin'ny 7 Jolay 2008 lasa teo dia niteraka fahatezerana teo anivon'ireo mpiblaogy Japoney sy...
Kosovo: Safidin'i Paortigaly sy fihenambidy ho an'ny “mankasitraka”
Cafe Turco no manoratra fa mbola tsy eken'i Portugal ny fahaleovantenan'i Kosovo – ary lazainy ihany koa ny fihenambidy ataona trano fandraisam-bahiny iray ao Pristina ho an'ireo “mpitsidika avy amin'ny...
Repobilika Tsheky: Fifanarahana momba ny radara
The Reference Frame no manoratra ny soniam-pifanarahana misy eo amin'i Etazonia sy ny Repobilika Tsheky momba ny hametrahana radara any – ary manamarika fa “ao amin'ny mpampiasa aterineto , 3/5...
Shina: Sarkozy ve no fototry ny olam-pifandraisan'i Shina sy Frantsa?
'Fahafahana , Fitoviana, Firahalahiana, mba teny mambabo fo loatra lahy izany! Raha izany ary nahoana no mbola misy lonilony eo amin’i Shina sy Frantsa?'
Palestina : Nomena loka, avy eo nampijaliana ny mpanao gazety Mohammed Omer
I Mohammed Omer dia mpanao gazety mbola herotrerony avy o Rafah, any Gaza. Vao herinandro maromaro lasa izao dia nahazo ny loka “Martha Gellhorn Award” izy noho ny fanadihadiana nataony...