Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Mey, 2024
Tena mbola tsy misy mpahita loatra ao Taiwan ny Afrikàna
Ao Taiwan, tsy mbola hita loatra ny Afrikàna. Araka izany, rehefa tonga ny 25 May izay ankalazaina isantaona ho Andron'i Afrika, dia nanome hirika tsy fahita firy mba hanandratana ny kolontsaina afrikàna, na dia ho andro iray monja aza.
Korontana ao Nouvelle-Calédonie: ‘Tsy tokony ho any Eoropa no hanapahana ny hoavin'ny vahoaka Kanaky’
"Ny nosy akaiky indrindra ny paradisa ity lasa nosy akaiky indrindra ny helo."
Eorôpa : « Tsy mandingana ny sisintaniny ny tantara grika »
Luboš Motl avy ao amin'ny The Reference Frame manoratra momba ny toedraharaha ara-toekarena ankehitriny ao Gresy sy ny fiantraikany amin'ireo firenena hafa : « Sady vokatry ny nataon'olombelona no tsy...
Nahazo ivon-tsehatra tao amin'ny Eurovision 2024 ny adin'Israely amin'i Gaza
Raha noheverina ho fanalana azy ny fifaninanankira isan-taona Eurovision, lanonana tsy idiran'ny politika, niteraka fifandonan-kevitra sy ankivy ny fanapahan-kevitry ny mpanohana hamela an'Israely handray anjara.
38 taorian'ilay loza nahatsiravina tao Chernobyl, mbola voapoizina foana ny 12% amin'ny faritri'i Belarosia
Mitatitra momba ny fahombiazan'ny fandaharanasa Chernobyl hiatrehana ireo vokadratsy ara-toekarena, sôsialy sy ara-tontolo iainana naterak'ilay loza nahatsiravina, ireo media tohanan'ny fanjakàna belarosiàna, saingy marobe no misalasala momba izany
Fialan'ny tafika Amerikana any Niger: iza tokoa moa i Boubacar Touré, politisiana ao Nizera
Taorian'ny fiàlan'ny tafika frantsay tamin'ny volana desambra 2023, anjaran'ny miaramila amerikana koa no mangoron'entana ao amin'ny zaratanin'i Niger noho ny fangatahan'ny miaramila eo amin'ny fitondrana.
Niverina indray ny fifandraisan'i Centrafrique sy Frantsa na eo aza ny fisian'ireo miaramila rosiàna
Taorian'ny fitsaharany tamin'ny 2018, taorian'ny nahatongavan'ireo tarika miaramila rosiàna "Wagner" tao Centrafrique, niverina nifampiresaka i Parisy sy Banqui ary nanambara dingana iray vaovao amin'ny fiarahan'izy ireo miasa