· Novambra, 2012

Tantara mikasika ny Fizakàna ara-tsaina tamin'ny Novambra, 2012

Teknolojia Iray, Fahalalahana Samihafa: Ny Fomba Ahafahan'ny Lalàna Mikasika Ny Copyright Ao Etazonia Mametra Ny Fampiasàna Ireo Fitaovana Mandehandeha

GV Mpisolovava  14 Novambra 2012

Raha ny fomba fijerin'ny mpampiasa dia tsy misy fahasamihafana mivaingana eo amin'ny smartphone sy ny tablette.Samy solosaina mandehandeha manana fàfana azo kitihana ireo fitaovana roa ireo, ary raha mety hanana rindrambaiko voatokana ho azy ny smartphone, tsy tafiditra ao anatiny tanteraka ny fahafahana miantso na miditra anatin'ny tambajotranà finday