Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Mey, 2018
Goatemalà: malalaka ny aterineto, afaka mamahana bilaogy ny olon-drehetra
Tany ampiandohan'ny taompolo 90, voafehy ny gazety, ary ny manankatao ihany no afaka niditra tamin'ny fisian'ny aterineto vaovao. Raha vao nomena ny tsy miankina ny indostrian'ny fifandraisan-davitra dia maro ny olona no afaka niditra tamin'ny tranonkala manerana izao tontolo izao, ary afaka namahana bilaogy noho izany ny ankamaroan'ny olona.
Bokotra fampitandreman'ny tovovavy mpianatry ny lisea amin'izay mety mpitsapatsapa vatam-behivavy anaty fiaran-dalamby: Tsy hanaiky moramora aho!
"Tianay hitsahatra ny hevitra manao hoe "nanao zavatra hanintonana ny chikan ianao!"
Misioka momba ireo fomban-drazana miavaka ao Japana
Lohan-trondro, sahona mitsambikina sy fosa ara-panambadiana: kaonty Twitter iray mitantara ireo fomba nentim-paharazana, vakoka ao Japana
Jordania: Mankalaza ny firenen'izy ireo ny mpandefa sioka
Amin'ny tetikasa izay natsangan'ny mpandefa sioka avy amin'ny firenena Arabo hafa, namorona sy nitazona tenirohy mankalaza ny zavatra 50 voalohany tian'izy ireo indrindra momba ny fireneny ireo Jordaniana mpisera tranonkala bilaogy madinika Twitter.
Filankevitry ny Firenena Mikambana Momba ny Zon'olombelona & Fifidianana Filoham-pirenena
"Tian'ny olona izay mitantana ny governemanta ny handefa hafatra iray ho an'ireo mpikatsaka fanavaozana. ..izay tsy atahoran-dry zareo (governemanta) ny mety ho fampielezankevitra atao hamelezana an-dry zareo...Mila zavatra miova ny vahoaka"
Masoarabo: Sombin'ny Eid
Eid androany, na rahampitso. Eid Al Fitr dia fankalazana manamarika ny fiafaran'ny volana Miozolomana fanaovana Ramadany, ary indreto ny fanehoan-kevitra vitsivitsy momba izany manerana ny tontolo Arabo.