· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Oktobra, 2017

Feo Avy Ao Zimbaboe

  16 Oktobra 2017

Taorian'ny tatitra vao haingana nilaza ny fihenan'ny fihanaky ny VIH/SIDA ao Zimbaboe, nifantoka tany amin'ny fiantraikan'ny fanentanana iadiana amin'ny SIDA eo amin'ny fitondran-tena sy ny soatoavina nentim-paharazana Zimbaboeana ny maso ankehitriny.

Iràna: Dr. Hesam Firouzi, Bilaogera Iray Hafa Naiditra Am-ponja

Ilay bilaogera sady mpitsabo, Dr. Hesam Firouzi, no nahazo tsilian-tsofina tsy ela akory izay, tamin'ny alàlan'ny mpisolovava azy, momba ny fahafatesan'ilay bilaogera, Omid Reza Mir Sayafi tany am-ponjan'i Evin tao Teheràna. Nilaza izy fa nanaitra ireo manampahefana miandraikitra ny fonja mba hoalefa hamonjy hopitaly ilay gadra miady amin'ny fahafatesana, saingy nolavin-dry zareo.

Miady Amin'ny Tsikongonià (Chikungunya) i Maldiva

  15 Oktobra 2017

[...] tantarain'ny bilaogy MaldivesHealth fa misy tsaho mombanà " zazalahy mahagaga" any amin'ny nosy Thulhaadhoo any Baa Atoll-n'i Maldiva, izay itoeranà fanahy, ary afaka manao fahagagana toy ny fanasitranana ny mararin'ny Tsikongonià