Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Jona, 2016
Nanjavona ilay Keniàna Blaogera Sady Mpaka Sary

Talohan'ny nanjavonany, nanoratra tao amin'ny pejy Facebook-ny izy mikasika ny fomba naharava ny asany sy ny antom-pivelomany noho ny fisamborana azy sy ny fametahana marika taminy ho 'ahiahiana amin'ny asa fampihorohoroana'
Trinidad Sy Tobago: Miverina Mandinika Ny Lalànan'ny Fanambadiana Taorian'ny Tosika Hanekena Fa Fanararaotana Ny Fanambadian'Ankizy
Fiarahamonina iray ahitana fifanoheran-kevitra i Trinidad sy Tobago: nekena vao tsy ela akory ho 16 hatramin'ny 18 taona ny taona ara-dalàna ahazoana miditra eo amin'ny sehatry ny firaisana ara-nofo, na misy lalàna iray hafa momba ny fanambadiana milaza zavatra hafa mihitsy aza.
Diso Ny Governemantan'i Kambodza Nandray An'i Singapaoro Ho Libia Tao Anaty Lahatsary Iray Fampitandremana Manohitra Ny ‘Zo Sivily Tafahoatra’
"Mazava fa ny tanjon'io lahatsary io dia ny handemena ireo olontsotra tsy hampiasa feno sy ampilaminana ny zo maha-olona azy "
Azerbaijan: Afaka i Khadija, Fa Miandry Ny Anjarany Ireo Gadra Politika Hafa
"Modelin'ny rafitra politika Eoropeana ny rafitra politikanay," hoy ny Twitter-n'ny Filoha matanjak'i Azerbaijan Ilham Aliyev.
Fanentanana “Alatsinany Mainty” Tao Kambodza Ho Fitadiavana Fanafahana Ho An'ireo Mpiaro Zon'Olombelona Nofonjaina
"Mahatsikaiky ny fahatahoran'ny governemanta ireo olona mitafy miloko. Ataon'ny manampahefana lasibatra isika satria mitafy akanjo mainty fotsiny, izay fihetsika am-pilaminana anehoana tsy fankasitrahana."
Manambatra Ny Fikarakaràna Zaridaina Sy Fihiràna Hip Hop Ny Tanànan'i Kolombià Mba Hamelomana Indray Ny Vondrom-piarahamonina
Ao amin'ny iray amin'ireo faritra mahantra indrindra any Kolombià, mihira ny olona ary miaraka mamboly fahatsiarovana sy miezaka amin'ny fahavitantenan'ny vondrom-piarahamoniny.