Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2012

Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Janoary, 2012

02 Janoary 2012

Ejipta: Vehivavy Manao Diabe Mitaky Ny Maha-Olona Azy

An'arivony ireo vehivavy Ejiptiana nidina an-dalambe tao Kairo androany (20/142/2011) mba hanao hetsi-panoherana hitakian'izy ireo ny maha-olona azy, taorian'ny nidarohan'ny miaramila ireo vehivavy nandritra ny fifandonan'ny miaramila sy ireo mpanao fihetsiketsehana, tao anatiny sy teny ivelan'ny Kianja Tahrir hatramin'ny 16 Desambra.

01 Janoary 2012

Syria: Famonoana Feno Habibiana Iray Tamin'ny Krismasy

Mihoatra ny 250 ireo Syriana nisy namono nandritra ireo roa andro lasa, izay niafara tamin'ireo onjam-pahatairana erak'izao tontolo izao. Avy any amin'ny Filan-kevitra Nasionalin'ny Syriana mpanohitra (SNC) ny tatitra momba ireo "famonoana mampihorohoro" ireo, izay nanitrikitrika ny hanamelohan'ny Vondrona Arabo ireo famonoana ireo sy ny handraisan'ny Firenena Mikambana fepetra mba...