Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Avrily, 2011
Libia: Ny Vahoaka Mitatitra Vaovao Avy Any Ambava-Ady
Mitohy voasivana ny lahatsary momba an'i Libia rotiky ny ady izay ifanandrinan'ireo mpanohitra amin'ny herin'ny Kolonely Muammar Gaddafi mba hanonganana ny fitondrany izay efa naharitra 42 taona. Ity misy fantina lahatsary farany nalain'ireo mpampiasa aterineto any ambava-ady amin'ireo tanàna lehibe mbola ifandroritana any Libia.
Resadresaka nifanaovana tamin'i Andy Carvin
Ho an'ny mpiserasera twitter 40 000 sy ireo mpikaroka vaovao avy amin'ny loharanom-baovao misy eo an-toerana izay tsy mitsaha-mitombo dia i Andy Carvin no fijanonana voalohany ao amin'ny twitter raha...
Filipina: Mpanolotra Fahitalavitra Voahendrikendrika Ho Mampiasa Zaza Tsy Ampy Taona
Ireo mpampiasa aterineto any Filipina dia mitaky ny manam-pahefana hanenjika izay eritreretin-dry zareo ho fampiasana zaza tsy ampy taona amin'ny fijerena mivantana fahitalavitra, nahitàna zazalahy namporisihan'ny mpanolotra fandaharana hanao dihy mahamenatra.