Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Avrily, 2020
Fandresena ho an'ireo sarimbavy mpianatra ao amin'ny Oniversiten'i Chulalongkorn tao Tailandy
alohan'io fanitsiana io, tsy nanana rafitra manokana natao ho an'ireo sarimbavy sy sarindahy mpianatra mba te-hiakanjo araka izay maha-lahy na maha-avy azy ny Oniversiten'i Chulalongkorn.
Nitokona tamin'ny karama tsy voaloa nandritra ny fiparitahan'ny COVID-19 ireo mpiasan'ny akanjo Kambodziana
"Tsy avelantsika hialan-tsiny amin'ny fanemorana ny fandoavana ny karaman'ireo mpiasa ny mpampiasa, satria manana trosa ny mpiasa ary tsy afaka miala tsiny izy ireo amin'ny fanemorana ny fandaniany."
#NiñasNoMadres: Arzantina manohitra ny vohoka tsy niriana terena hiaretan'ireo ankizivavy niharam-panolànana
Tolona ataon'ny fanentanana "Niñas, no madres" (ankizivavy fa tsy reny) ny mba hanesorana ireo ireo sakantsakana ara-pitantanana, ara-tsosialy sy araka ny lalàna tsy ahafahana manàla zaza.
Mitohy amin'ny fanagadrana mpanao gazety ny famoretana ny mpanohitra any Alzeria
Herintaona mahery taorian'ny nanombohan'ny fihetsiketsehana manerana ny firenena tany Alzeria nitakiana ny fanavaozana ara-politika sy ara-toekarena dia mbola nanohy ny paikadiny amin'ny famoretana ihany ny governemanta mba hampanginana ireo mpitsikera sy mpanao gazety.