Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Janoary, 2020

Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Janoary, 2020

Hatramin'ny niarovany ny fahalalahana maneho hevitra, nodian'ny mpilaza vaovao tao Makedonia fanina ilay mpihira hip-hop malaza

Artista iray azo lazaina ho malaza amin'ny hip-hop no nahita ny fihitsohan'ny lazany tampoka rehefa avy namoaka ny hirany sy ny lahatsariny miresaka momba ny fahalalahana maneho hevitra

Iza no namotika ny fandriampahalemana sy ny hafaliana krismasy tao Hong Kong?

Sady tsy nilamina no tsy nahafaly ny krismasy tao Hong Kong raha miezaka mandeha amin'ireo distrika lehibe fiantsenana ny polisy misahana ny rotaka mitondra fitaovam-piadiana enti-miady amin'ny rotaka hanaparitahana ireo fihetsiketsehana tselatra ho fanoherana. Hatramin'ny 28 Desambra teo, hatramin'ny 336 ny isan'ny olona nosamborina.

Dakar: Zaikabe sôsialy afrikàna faha-7

...lohahevitra "krizy, ady ary fitsabahana ara-tafika ataon'ny vahiny mba hifehezana ny loharanonkarena : toy inona no mba asetrin'ireo hetsika sôsialy afrikàna izany?" .