Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Jolay, 2018

07 Jolay 2018

Palestina: Deir Yassin, notsarovana in-60 mihoatra

Manamarika ny fandripahan'olona tao Deir Yassin, izay namonoan'ny kômandôn'ny Irgun (tarihin'i Menachem Begin) sy ny Stern Gang vao maraimbe ireo Palestiniana miisa 100 tany ho any ny andron'ny 9 avrily [1948]. Mahatsiaro izany ny bilaogera

Belarosia: Fety iray, karazany ihany

Mitamberina amin'izay lazain'ny bilaogera sasany amin'ny fetin'ny fahaleovantena miisa telo i Mikhail Larchanka, ary tafiditra amin'izany ny ofisialy, dia ny amin'ny 3 jolay.

06 Jolay 2018

Mampiantrano ny diabem-pireharehan'ny pelaka voalohany ny vondrom-piarahamonina LGBT ao Goyana

#Guyana no firenena tokana Amerikana iray izay mbola tsy ara-dalàna ny fahapelahana. Vao avy nanatontosa ny diabem-pireharehany voalohany ny LGBT. Aleo antenaina fa ny tsy fanamelohana no ho avy manaraka

02 Jolay 2018

Q'eswachaka, ilay tetezana Inca hany sisa mampifandray ny vondrom-piarahamonina

Isan-taona amin'ny volana Jona, vondrom-piarahamonina ambanivohitra Peroviana miisa efatra avy any Cusco no mivondrona miaraka amin'ny fanavaozana ny Q'eswachaka, tetezana Inca farany .