Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Janoary, 2018

15 Janoary 2018

Timor Atsinanana : “Andro Mahafalin'ny” Fifidianana Malalaka

Nankalaza ny tsingerin-taona faha-10n'ilay fitsapankevi-bahoaka izay nitarika ho amin'ny fahaleovantena ara-dalànan'ny faritra ireo Timore mpitoraka bilaogy. Ny sasany mahatsiaro ilay " andro mahafaly", ny hafa mampatsiahy ny fahavononany handroaka ireo tafika indoneziana mpibodo, ary ankehitriny misy ireo mampiasa ilay andro hametraham-panontaniana ny fotoana any Timor amin'izao fotoana izao.

14 Janoary 2018

Nahatonga Hetsika Hiarovana Ny Tontolo Iainana Ny Fanarenana Indray Ny Farihy Tranainy Tao Kathmandu 

Niady mba hamonjena ny farihy hajaina fatratra ao afovoan'i Kathmandu izay noritin'ny manampahefana mba hanaovana ny fanarenana indray ny tempoly fahiny ireo mpikatroka ao amin'ny Lohasahan'i Kathmandu sy ireo mponina ao an-toerana .