Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Septambra, 2017

11 Septambra 2017

Bilaogy Libiana: Tony Blair, Voanketsihetsy, Dona sy Tahotra ary Andro Tena Mafana

Tsy liana amin'ny lafin'ny dian'i Blair ihany ilay bilaogera Highlander, fa liana amin'ny zava-nisy nitsidihana ny fianakavian'ireo ankizy Libiana voan'ny aretina SIDA koa.

10 Septambra 2017

Bolivia: Fifandirana Anaty Aterineto

Nohamafisin'ilay fijoroana vavolombelona tao amin'ny tantara fa nirakitra an-tsary ny zavatra rehetra nitranga taminà fakàntsary ireo cocaleros (mpamboly coca ). Azon'io lahatsary io hamafisina ny momba izay tomponandraikitra tamin'ilay fahafatesana feno herisetra, nefa tena azo antoka fa tsy ho hitan'io lahatsary io mihitsy ny làlana mankany amin'ireo tranonkala toy ny...

Kambodza : Meteza Ho Voalohany Amin'ny Fitantaràna

Andraso... Tsy ilay oniversite Harvard malaza be ity fa ny sekoly ambarataonga faharoa Hard Word. Tena tsy fantatro ny antony nanaovany ny anarana hoe "Hard Word".