Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2016

Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Oktobra, 2016

Namela Lova Maharitra sy Mampivarahontsana i Tompokolahy Islam Karimov Filohan'i Ozbekistan

Mifanohitra amin'ny an'ireo faritra mpifanila vodirindrina aminy, tsy mba nila nanangana tsangambato hankalazàna azy izy, fa rehefa teo amin'ny fitondràna, i Islam Karimov -n'i Ozbekistan, nametraka fifehezana mafy ho an'ireo olom-pireneny, ary tamin'ireo tantara mikasika ny firenena.

Nahatonga Fientanentanana Ny Nahafantarana Fisian'ny Persianina Tao Japana Fahiny

Nisy ny porofo fa nandeha tamin'ny Làlan'ny Lasoà ireo Persianina mba hivelona sy hiasa tao japana fahiny.

Tian'ny Parlemantan'ny Tanora Ovaina ny Anaran'ny Seranam-Piaramanidina Iraisampirenena ao Maputo

Ny Parlemantan'ny Tanora, fikambanana mametraka ny tahoran'i Mozambika ho laharam-pahamehana, no tompon-kevitra te-hanome anarana Samora Machel, filoha voalohany ao amin'ny firenena, ny Seranam-Piaramanidina Iraisampirenen'i Maputo. Mitady sonia roa arivo ny fanangonan-tsonia ho amin'izany.

Manomana Am-pitandremana Ny Fiverenan'ny Iray Amin'ireo Zanaka Lahiny Saro-po Indrindra i Afganistana

"Rahoviana i Andriamatoa Hekmatyar no halefa / hatsipy ao Kaboul?"

‘Hatezerana Mitombina’ Noho Ny Fandravàna Ny Tranon'i Beryl McBurnie, Ilay Mpisava Làlana Ny Dihy Any Trinite sy Tobago

"Saingy inona no maha-tezitra raha tsy nasiana fiheverana marina ny fahasimban'io trano manan-tantara io nandritra izay taona maro izay? "