Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara mikasika ny Hiper-barrio tamin'ny Janoary, 2018

10 Janoary 2018

HiperBarrio: Manova Ny Fomba Fijery Amin'ny Alalan'ny Fahaiza-Mamorona

Rising Voices

 Ohatra tsara mikasika ny fitomboan'ny fahafahan'ireo vondrom-piarahamonina zara raha fatantra mba hilaza ny tantaran'izy ireo amin'izao tontolo izao avy amin'ny toerana lavitra sy mitoka-monina ny tetikasa HiperBarrio, nahazo vatsy tamin'ny Rising Voices.

Medellin, Colombia: Renivohitra Nalaina An-keriny, Avy Eo Tanàna Teraka Indray

Rising Voices

Nitsidika an'i Bangladesh izahay tamin'ny fandraisam-peo voalohany Rising Voices, izay misy ny Foibe Nari Jibon mampianatra ny zatovovavy ao Dhaka haneho hevitra amin'ny fandraisana anjara amin'ny resadresaka an-tserasera. Amin'ity herinandro ity, manova ny endrika izahay ary mamoaka ity fandraketam-peo ity amin'ny fizarana roa samihafa

09 Janoary 2018

Medellín, Colombia: La Receta

Rising Voices

Mampiseho azy ireo manazava ny 'zavatra ilaina' amin'ny fomba hanatsarana ny fifandraisana manerana ny tanàna amin'ny fampiasana fitaovana fampandraisana anjara toy ny bilaogy ny horonan-tsarin'ireo tanora mpandray anjara - izay novokarina tamin'ny fampiasana Windows Movie Maker an'ny Microsoft.

HiperBarrio: Tantara Ao An-toerana, Mpihaino Manerantany

Rising Voices

Araka ny efa nampanantenaina, ity no fizarana faharoa amin'ny podcast (fandraisam-peo) mizara roa momba an'i Medellín, Colombia sy ny fomba hanararaotan'ny tetikasa HiperBarrio ny tambajotra vaovaon'ny tranomboky ao an-tanàna mba hampianatra ny tanora sarangan'ny mpiasa avy ao amin'ny havoana faritra avaratra mikasika ny fahaizan'ny fampitam-baovaon'olon-tsotra.