Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Janoary, 2011

Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Janoary, 2011

Hongria: Ice-T sy ny lalàna Hongroa vaovao mifehy ny Media

Marietta Le dia mitatitra ny fisian'ny fanadihadiana atao amina foibena fampielezam-peo iray nandefa hiran'ilay mpiangaly gadona rap Ice-T ataon'ny National Media and Infocommunication Authority (Manampahefana miandraikitra ny Fampahalalam-baovao sy ny Fifandraisana) any Hongria.

Tonizia: Voatafika nandritry ny hetsi-panoherana ilay mpanao gazety Nebrass Hedhili

Jordania: Afaho i Taher Nassar!

Tahir Nassar, mpisolovava iray sady kandida nirotsaka hofidiana tao amin'ny antenimiera, dia nosamborina sy notànana any am-ponja Jordaniana noho ny fiampangana azy ho "nihantsy ady eo amin'ny sekta." Ny helok'i Nassar dia ny fandaharan'asam-pifidianany izay mampibaribary ny fanavakavahana mianjady amin'ireo Jordaniana manana fiaviana Palestiana. Naneho hevitra manodidina ilay vaovao ireo...