Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2018

Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Marsa, 2018

Eman Hashim Mibilaogy Manohitra Ny Berlitz Ejypta

Nanimba ny lazan'i Berlitz Ejypta ve ny kolikoly? Nanoratra tao amin'ny facebook sy tao amin'ny bilaoginy ilay bilaogera Ejiptiana Eman Hashim, manontany tena ny amin'ny fomba nahazoan'ny mpianany ny naoty sy ny mari-pahaizana kanefa tsy nanome na ny naoty na ny taratasim-panadinana ho azy ireo mihitsy izy.

Zeorzia: Antsafa Niarahana Tamin'I DvOrsky

Tsy vahiny intsony ato amin'ny fizarana lahatsoratra momba an'i Kaokazia ato amin'ny Global Voices i Giga Paitchadze, fantatra kokoa antserasera hoe DvOrsky.

Kazakhstana: Mpilalao Pôlitika Novàna Toerana

Mety miseho ho mangina sy mipetrapetraka ny sehatry ny pôlitika ao Kazakhstana nefa ao anatiny ao, tena mihetsiketsika.

Lesona Momba Ny Fiteny: Mbola Miady Hevitra Momba Ny Fiteny i Kazakhstan (Fiteny Kazakh sa Rosiana)

Mampalahelo fa lasa fahazarana ho antsika ny miteny Rosiana noho ny vahoaka vitsivitsy izay tsy miteny Kazakh. Raha miteny Kazakh isika, tokony hianatra ireo izay tsy miteny izany.

Diaben'ny Belza 10.000 Ho Fampanajana ny Zon'ny Mpifindramonina ao Bruxelles

Manohitra ny volavolan-dalàna mamela ny polisy hanao fisavana an-trano ikarohana ireo olona tsy manan-taratasy ny mpanao fihetsiketsehana, mitady ho zava-mahazatra loatra ny zavatra atahoran-dry zareo.

Fihaonambe Copenhagen: Nanadino Ny Zava-dehibe Ireo Minisitra Nepaley

Tsy miafina fa efa miatrika ny voka-dratsin'ny fiovaovan'ny toetr'andro i Nepal. Manomboka amin'ny hain-tany maharitra ela hatramin'ny tsy fisian'ny vokatra sy ny fiempon'ny vongan-dranomandrin'i Himalayas, atahorana ny firenena raha ny fiakaran'ny mari-pàna manerantany no resahana.

Kazakhstana: Ny Maha-Hafahafa Ny Ankehitriny Nomerika

Tao anatin'ny herinandro vitsivitsy, nifantoka kokoa tamin'ny fanandratana ny sehatrin'ny fifandraisandavitra sy ny vaovao mifandraika amin'ny Aterineto ao Kazakhstana ny tontolon'ny bilaogy any.

Te-Hampiroborobo ny Nasionalisma Amin'ny Alalan'ny Tantara Mitohy Antsoina hoe “Love Missions ” Ny Fitondrana Miaramila ao Thailandy

Famitahan-tena ny mieritreritra fa ampy izany hanamaivana ny alahelon'ny vahoaka sy ny fahadisoam-panantenany amin'ny miaramila amin'ny tontolo tena iainana.