Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Septambra, 2016
Tsy Mahavita Manome Fiahiana Ara-pahasalamana Sahaza Ho An'ireo Tambanivohitra Mahantra i Bihar ao India
One rural health centre in the state is open so infrequently that residents have started using the facility as storage space. / Tsy miasa ara-dalàna ny tobim-pahasalamana iray ao amin'ny firenena ka nanomboka nampiasain'ny mponina ilay fotodrafitrasa ho toy ny toerana fitahirizana.
Nilaza Izy Fa Mahatadidy Zavatra Ny Selan'ny Tranon-jaza.’ Fantaro Ny Mpiadidy Vaovao ny Zon'ny Ankizy Ao Rosia

Mino ny "Telegonia", petrakevitra ara-tsiantifika milaza fa afaka mandova ny toetran'ny sakaiza taloha niray ara-nofo tamin-dreniny ny ankizy ny mpiadidy vaovao amin'ny zon'ny ankizy ao Rosia.
Maoritania: Mpitoraka Bilaogy iray Voaheloka Ho Faty Noho Ny Fanakianana Ny Fankavakavahan-tsaranga Manjo ireo Manefy
"Vita avy amina fahoriana sy tsy fahamarinana ny tantara maoritanianina, fa vita avy amina fanoherana sy fahamendrehana azo alain-tahaka ihany koa izy'''
Nanjary Mariky Ny Rafi-pahasalamana Tsy Mahomby Ilay Lehilahy Mahantra Indiana Milanja Ny Vadiny Maty
"Miaina ao amin'ny firenena tsy mba nanampy lehilahy mahantra iray milanja ny vatana mangatsiaka ny vadiny hody any an-tranony ny mpanao gazety ahafahany mitatitra vaovao momba izany isika."