Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2015

Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Avrily, 2015

Fianakaviana Iray Tao Fukushima: Ny Niampitàny Ny Efatra Taona Taorian'Ilay Horohorontany Lehibe Tany Atsinanan'i Japana

Efatra taona taty aoriana, tantarain'ny bilaogera iray Takayoshi Saito, ny fomba nataon'ny anabavy keliny sy ny fianakaviany taorian'ilay horohorontany sy ilay tafiotran-dranobe.

Ny Fanangonan-Tsonian'ireo Olom-pirenen'ny Fiombonam-be Eoropeana Ho Fanoherana Ny Fifanarahana Nataon'Ny CETA Sy Ny TTIP

Araho amin'ity taona ity ireo fifanarahana manerana an'i Atlantika nataon'ny Fiombonam-be Eoropeana sy Kanada ary Etazonia niaraka. Ahian'ny vondrom-piarahamonina Eoropeana hanitsakitsaka ny tombontsoan'ny mpanjifa izy ireo.

Mizara Ny Fandaharan'asam-pandrosoana Ao Amin'ny Facebook Ny Mponina Ambanivohitr'i Myanmar

"fitaovana mana-danja ny tetikasa "Village Book" satria mampiseho izay tena filàn'ny fiarahamonina fa tsy hoe izay heverinay fa ilain'izy ireo.”

Hahatsara ny Fitantanana Ao Afrika Ve Ilay Loka Vola Be Indrindra?

Mahazo 500.000 dolara Amerikana isan-taona mandritra ny folo taona, ary 200.000 dolara Amerikana isan-taona aorian'izay, izay mahazo ilay loka.