Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Janoary, 2009
Mamolavola lalàna hifehezana ny aterineto sy ny famahanam-bolongana i Kambodza
Eo ampandrafetana ny lalàna hanitarana ny ny lalàna misy ankehitriny hisahana ny endrika fampitam-baovao hafa, ka tafiditra amin'izany ny aterineto ny minisiteran'ny fampahalalam-baovao Kambôdziana. Araka ny fanadihadiana tsy ara-panjakana moa...
Asia Atsimo-Atsinanana: Fifanolanan-kevitra sy voina teo amin’ny taona 2008.
Tamin’ny fampisehoana farany teo (Southeast Asia: Newsmakers of 2008)” no nanoratako ny momba ireo zava-nitranga manandanja lehibe indrindra izay niseho tao Asia atsimo-atsinanana. Amin’ity lahatsoratra ity kosa no hanasongadianako tantara...
Madagasikara: “Prison Breaks” na Maka Tahaka Televiziona ny Fiainana
Vaky loha ihany ny mpamaham-bolongana eto Madagasikara tratran'andiana vaky fonja faran'ny herinandro lasa teo. Tamin'ny 4 Janoary teo, dia gadralava 22 mpiray efitra no tafatsoaka ny fonjan'i Tsiafahy izay miala...
Iran: gazety lasibatry ny ady any Gaza
Nakaton'ny fitondrana iraniana ny gazetin'ny fanavaozana, Kargozaran. Bolongana sy vohikala vaovao maro no nitatitra fa lasa lasibatra noho ny krizy any Gaza ny Kargozaran. Navoakan'ny Kargozarn manko ny fanambarana nataon'ny...