· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Janoary, 2008

Mozambique: Nofoanana ny fivoriana momba ny ady amin'ny kolikoly

  03 Janoary 2008

Carlos Serra [pt], avy ao Mozambique, no mamoaka mialoha ny sombim-baovao hivoaka rahampitso (izany hoe androany io) amin'ny gazety “Zambeze”: “Araka ny fanapahan-kevitra tamin'ny 27 desambra dia nofoanan'ny Filohan'ny Repoblika ny fivoriana momba ny ady amin'ny kolikoly satria tsy mifanaraka amin'ny Lalam-panorenana″. Paula Góes