· Avrily, 2019

Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Avrily, 2019

Tonizia : Fampijaliana am-ponja natao an’ilay bilaogera sady mpanao gazety Slim Boukhdhir

Niharan’ny fampijaliana maro ilay bilaogera sady mpanao gazety Toniziana i Slim Boukhdhir, 39 taona, izay nogadraina tao amin’ny fonjan’i Sfax  nanomboka ny 4 Desambra 2007. Nohelohin’ny fitsarana Toniziana i Slim Boukhdhir noho ny ‘’herisetra nataony tamin’ny mpiasam-panjakana iray am-perinasa’’ sy ny " fanohintohinana ny fahamendrehana".