· Mey, 2018

Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Mey, 2018

Mpitarika Mpianatra Maty tany Am-ponja & Ady any Libanona

Maty tany am-ponja ny Iraniana iray mpitarika mpianatra, Akbar Mohammadi, raha nifady hanina. Tohina ireo bilaogera maro naheno ity vaovao ity ary nizara ny heviny sy ny fihetsehampony tanatin'ny bilaoginy tamin'ny fomba isan-karazany, manomboka amin'ny fanoratana ka hatramin'ny fanaovana sariitatra.

05 Mey 2018

Kiobà: Las Damas de Blanco

Izany no lohahevitra nifampiresahana indrindra tao amin'ny tontolon'ny bilaogy kiobàna nandritra ny herinandro mahery: ny fisamborana ireo Las Damas de Blanco [Vehivavy manao akanjo fotsy] raha nanatontosa fihetsiketseham-panoherana milamina ho famotsorana ny vadiny, nogadrain'ny fitondran'i Castro ry zareo.

03 Mey 2018