Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Mey, 2019
Arabia Saodita:Tezitra noho ny fisamborana an'i Al Farhan ireo bilaogera
Mitohy hatrany manerana ny tontolon'ny bilaogy Arabo ny fanehoan-kevitra taorian'ny fisamborana ilay bilaogera Saodiana Fouad Al Farhan, izay mbola tsy fantatra ny fiampangana azy.
Kazakhstan: “Mpitarika ny firenena” ny filoha hoy ny lalàna ka tsy azo henjehina
Araka ny efa notaterina, nandany andiana fanitsiana antsoina hoe Lalàna momba ny Mpitaridalan'ny Firenena ny Parlemantan'i Kazakhstan tamin'ny 13 May, satria natao omena ny voninahitra toy izany ny filoha amperinasa.
Nitana sy nandroaka ilay mpitarika mpiaro ny zon'olombelona Ogandey hiverina any Oganda ny manampahefana Tanzaniana

Nanambara ny Human Rights Watch fa nahitana "fisongadinana fijotsoana tamin'ny fanajana ny fahalalahana miteny, mikambana ary mivory" i Tanzania teo ambany fitondran'ny filoha John Magufuli.