Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Avrily, 2017
Netizen Report: Ady Antserasera Ao Anatin'ny Fifidianana Ao Armenia sy Ekoadaro
Nanjary fotoana iray miavaka ny fifidianana rehefa mirongatra ny sivana anaty aterineto, ny fanorisorenana anaty aterineto, ny fampielezana vaovao diso iniana atao.
Miverina Amin'ny Firaisana Sovietika? Lazain'ny Mpitsikera fa Mametraka ny Fanjakana ho Ambonin'ny Zo ny Volavolan-Dalàna Vaovao ao Kazakhstan
Nihozongozona ny media sosialy tao Kazakhstan noho ny volavolan-dalàna mety ahazoan'ny Kazakh sazy an-tranomaizina mandra-pahafaty, sazy ho faty na fanesorana ny maha olom-pirenena noho ny "fanohintohinana ny fitoniam-pirenena sy ny tombontsoam-pirenena lehibe eo amin'ny fanjakana sy ny fiarahamonina".
Manao Famoretana ny Mpanakana Tranonkala Rosiana Mialoha ilay Hetsi-panoherana Iadiana Amin'ny Kolikoly
Manenjika ireo mpikarakaran'ny fihetsiketsehana izay kasaina hatao amin'ny 2 Aprily ny lehiben'ny fampanoavana ao Rosia mialoha ny hetsi-panoheran'ny mpanohitra lehibe indrindra hatramin'ny taona 2011-12.
Breziliana Iray Mpampiasa Facebook Voampanga Noho Ny Famoahana Vazivazy Mombanà Mpanao Pôlitika
Tsy ny fanalam-baraka nataony no nanenjehana ilay mpandrindra, fa noho ny fandikàny ny lalànan’ny tsy fanononana anarana any Brezila.
Ny Fankalazàna Eran-tany Ny Andro Iraisampirenena ho an'ny Fanamarinam-baovao: #FactCheckIt!
Nanambara ny 2 Aprily ho andro natokana ho an'ny fanamarinam-baovao sy ny marina ireo mpanamarim-baovao eran-tany. Miaraka amin-dry zareo ve ianao?