Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Desambra, 2019
Zazavavy 11 taona nanomboka fanangonantsonia fitakiana ny fialàn'ny filoha meksikàna
Zazavavy meksikàna iray, 11 taona, nanapaka hevitra ny hanao fanangonantsonia hitakiana ny fametraham-pialàn'ny filoham-pireneny, Enrique Peña Nieto, noho izy tsy niraharaha ny fanjavonan'ireo 43 mpiofana ho mpampianatra .
Miafina ao ambadiky ny fahalalahana miteny ny vaovao diso sy ny kabarim-pankahalana hoy ilay mpanao gazety Sloveniana
"Raha milaza ianao fa apetrako eo amin'ny rindrina ireo mpifindra monina ary hotifiriko",dia tsy hanenjika anao ny tribonaly. Tafatafa notontosain'ny Meta.mk tamin'i Robert Boteri, Talen'ny famoahana ao amin'ny Mladina, gazetiboky Sloveniana.
Sazy ara-toekarena : nahoana i Thaïlandy no tsy voakitika?
Fitaovana iray "tena ilaina" ho an'ny Fiombonambe eoropeana ireo fanasaziana ara-toekarena, fitaovana tsy maintsy ampiasaina ho fiarovana fa tsy fanasaziana. Hafahafa fa tsy voakitika amin'izany i Thailandy, izay firenena ambany vahohon(ny tafika
Mpahay toekarena nampanantsoin'ny biraon'ny mpampanoa lalàna Mozambikana taorian'ny nanoratany taratasy misokatra ho an'ny filoha
"Andriamatoa Filoha, tsy mahafehi-tena ianao." Izany no fanombohan'ny taratasy misokatra avy amin'i Castel-Branco ho an'ny filoha Mozambikana izay niakarany fitsarana tamin'ny farany taona 2013.
Rafael Marques voasazy higadra enim-bolana an-tranomaizina tany Angola
Taorian'ny nahavitana ny fifanarahana izay nanala azy tamin'ny fiampangana rehetra dia nosazian'ny fitsaram-paritra any Luanda higadra enim-bolana i Rafael Marques taorian'ny fampiakarana napetraky ny mpampanoa lalàna.
Mikasa hampiditra am-ponja an'ilay mpanao gazety Rafael Marques ny Fampanoavana
Nanasokajy ny toe-draharaha ho toy ny “fandrika” i Rafael Marques. Nikasa ny hanagadra ity mpanao gazety ity an-tranomaizina mandritra ny 30 andro ny mpampanoa lalàna Angoley. Tsy faly tamin'ny fitsimbadihan'ny raharaha ilay mpanao gazety.
Mbola tsy nahazo fahafahana ireo mpikatroka Angoley, haharitra hafiriana ny nofy ratsy ?
Ny hitanana ireo mpikatroka miisa 15 any amin'ny toerana ambenana no fanapaha-kevitra farany noraisin'ny Fitsaram-paritra ao Luanda. Mbola mandeha ny fitsarana nanomboka ny volana Novambra 2015 saingy efa hatramin'ny volana Jona tamin'io taona io ihany no efa nisamborana ireo tanora ireo. Haharitra hafiriana izany ?
Lamina vaovao manerantany momba ny fampitam-baovao an'i Shina: Tafatafa niarahana tamin'i Cédric Alviani avy amin'ny RSFAzia Atsinanana
Mampanazatra ireo vahiny mpanao gazety amin'ny "singam-piteny" i Beijing mba hahatonga azy ireo “hitovy fiteny" amin'ny famoahana shinoa.