Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Febroary, 2019
Mifototra Amin'ny Inona Ireo Fiampangana Ho Maniratsira Ao Afovoany-Atsinanana? (Tsy fivavahana fotsiny izany)
Voaheloka ho faty noho ireo zavatra nosoratany teo amin'ny Tranonkala i Mohamed Cheikh Ould Mohamed, maoritaniana blaogera , iray vaovao nidiran-doza noho ny nataon'ny governemanta izay mampiasa ny "fivadiham-pinoana" ho toy ny antony mba hamoretana ny lahateny politika rehetra.
Nipoitra ny fanavakavaham-bolokoditra tao Portiogaly taorian'ny nivoahan'ny lahatsary iray nampiseho ny herisetra nataon'ny polisy
Fanehoan-kevitra maro no hita tao amin'ny tambajotra sosialy, nanohana ny mpifindra monina ny sasany ary ny hafa indray nihevitra fa mety ny fomba nandaminan'ny polisy ny raharaha.
#AfahoAmade: mpanao gazety nosamborina sy nampijaliana taorian'ny nitaterany ny herisetra tany avaratr'i Mozambika
Notanan'ny polisy Mozambikana ilay mpanao gazety raha nitatitra ny tantara nitranga tao Cabo Delgado.
Libanona : Fihetsehana noho ny fisamborana ireo mpisera Aterineto miisa telo tamin'ny hafatra nalefany tao amin’ny Facebook
Nitaky ny fisamborana an'i Naim George Hanna, 27 taona, Antoine Youssef Ramya, 29 taona ary i Shebel Rajeh Qassab, 27 taona ny governemanta Libaney noho ny famoahana tao amin'ny Facebook ny hafatra manevateva ny Filoha Michel Suleiman.
Notsoahan'ny mpampanoa lalàna Azerbaijani ny fiampangana niteraka resabe an'ilay gadra politika
Nidera ny fanafahana ho toy ny fandresen'ny vahoaka ireo mpikatroka.
Mety hiatrika fiampangana heloka bevava ny Ben'ny tanànan'i Odessa taorian'ny nanehoan'ny mpiambina azy herisetra tamin'ny mpanao gazety iray tao an-toerana
Tsy ity ihany no tranga vao haingana indrindra nahitana an'i Trukhanov na ny olona eo ambany fahefany nanao herisetra tamin'ireo mpanao gazety.