· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Janoary, 2018

Bilaogera Maraokana Mitokona Ho an'i Erraji

Raha nosamborina tamin'ny herinandro lasa ilay bilaogera Maraokana Mohammed Erraji, nitodika avy hatrany tamin'ny raharaha momba an'i Fouad Mourtada ny tontolon'ny bilaogy Maraokana. Tahaka ny nataon'izy ireo tamin'i Mourtada tamin'ny niatrika fampidirana am-ponja, nihetsiketsika ny bilaogera Maraokana mba hanohana an'i Erraji.

Shina: Iharan'ny Sivana Ny Youtube. Fa Nahoana?

  17 Janoary 2018

Manohitra ny filazana fanakanana ny Youtube ny mpitondratenin'ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny Shinoa ary nilaza izy fa tsy matahotra ny aterineto i Shina, nanamafy anefa ny Youtube (24 martsa), fa voasakana tokoa ny tranokalany tao Shina hatramin'ny 23 martsa 2009.