Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Aogositra, 2016

Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Aogositra, 2016

01 Aogositra 2016

Miozolmana Iray Mpitarika Fivavahana, Manazava Ny Atao Hoe Maha-Amerikàna Amin'izao Andro Izao

"Nitety nisolo tena ny Departemantam-panjakana aho [...] Mbola izaho no iray amin'ireo Miozolmana marobe eto amin'ity firenena ity notànana am-ponja, noraketina an-taratasy ny mombamomba azy ary narahana maso"

Ny Tanambokovoko Swastikas Sy Vetaveta, Na: Ny Fomba Nianaran'ny Polisy Rosiana Tsy Ho Be Fanahiana Sy Hitia Mamoritra Ny Aterineto

Akon'ny RuNet

Araka ny voalazan'ny fitsaràna iray ao Rostov, te-hahazo fisondrotana amin'ny asany sy hahazo tambin-karama amboniny i Eliseev tamin'ny alalan'ny fisandohana "asa fanarahana maso nandany fotoana be" tamin'ny fanendrikendrehana lehilahy iray ho mahery fihetsika.