· Oktobra, 2012

Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Oktobra, 2012

Vietnam : Bilaogera ‘Mpisintaka’ Telo Voaheloka Higadra

  07 Oktobra 2012

Bilaogera vietnamiena Dieu Cay, AnhBaSG ary Ta Phong Tan no nomelohin'ny fitsarana an-tanànan'i Ho Chi Minh fa nanitsakitsaka ny andiany faha-88 ao amin'ny  fehezan-dalàna famaizana vietnamiena, izay manasazy ny “fanaparitahana vaovao noforonina  hikendrena hiteraka korontana eo amin'ny vahoaka” sy ny “fanendrikendrehana ny fitantanam-bahoaka.” Ankoatra ny sazy an-tranomaizina, mbola hotazomina aminà trano ambenana ihany koa...

Kiobà: Noafahana Ry Yoani Sánchez Rehefa Notazonina 30 Ora

GV Mpisolovava  07 Oktobra 2012

Noafahana ny zoma 5 oktobra tamin'ny sivy orana alina ora EST rehetra notazonin'ny polisy tao Havana, Kiobà vonijmaika, taorian'ny nitazonana azy tany amin'ny tanàna iray any atsinanana antsoina hoe Bayamo ny omalin'io ny bilaogera kiobàna fanta-daza Yoani Sánchez sy ny bilaogera isany Agustín Díaz sy Reinaldo Escobar (vadin'i Sánchez). Taoriana...

Kiobà: Nosamborina Ny Bilaogera Yoani Sánchez

GV Mpisolovava  06 Oktobra 2012

Nosamborina omaly alina tany amin'ny farintany atsinanan'i Bayamo, izay nizorany hanatrehany sy hitaterany ny fitsarana an'i Angel Carromero, teratany Espaniola voampanga ho namono olona tsinahy noho ny lozam-pifamoivoizana nahafaty ilay mpiaro ny demokrasia malaza Oswaldo Payá sy ilay mpikatroka Harold Cepero, ilay Kiobàna bilaogera efa nahazo loka sady mpiaro ny zon'olombelona Yoani...

Meksika: Manoratra Avy Ao Am-ponja

  01 Oktobra 2012

Mpanoratra Meksikana mety tsy tadidinao intsony i Enrique Aranda Ochoa. Nosamborina tamin’ny taona 1997 i Enrique ary voaheloka 50 taona an-tranomaizina ho nanao fakàna an-keriny. Na dia izany aza, tsy nanakana ity psykôlôgy (manam-pahaizana momba ny toe-tsaina) malaza tsy hanohy ny fitiavany ny literatiora ny fidirany am-ponja. Loka maro amin’ny...