Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Janoary, 2008
Ezipta: Nolavina ny fitoriana hisakana vohikala
Resy tao amin'ny fitsarana ny Mpitsara Abdel Fattah Mourad, izay niangavy ny hanakanana (mis au ban) bolongana sy vohikala toriany ho manala baraka ny firenena ary manohintohina ny tombotsoan'i Ezipta. Tamin'ny 27 Desambra 2007, no navoakan'ny fitsarana amin'ny ady amin'ny fanjakana ny didim-pitsarana mandà ny fitoriana ary nanohanan'ny fitsarana ny fahalalaham-pitenenana aty amin'ny aterineto....
Hong Kong: ny nampisy adihevitra indrindra: OAT
Raha inoana izay nosoratan'i Ben Ng, izay mazoto indrindra amin'ny famahanam-bolongana ao Hong Kong, dia ny fametrahan'ny Tribonaly no lahatsoratra mampiseho vetaveta no nampisy resaka indrindra tamin'ny tontolom-bolongana tao Hong Kong tamin'ny taona 2007 (resiny noho izany ny fifidianana filohan'ny mpanatanteraka vao haingana teo). Ny tamin'ny herintaona (2006) moa dia ny Uncle Bus...
Shina: Tsy ampandraisana anjara amin'ny fahazoan-doka ny filma erotika
Tsy eken'ny sampan-draharaha Shinoa miandraikitra ny Radio, ny Filma (lahatsary) ary ny Televiziona (SARFT) hampidiriana hahazoana loka hozaraina any Shina izay nandray anjara tamin'ny fanantontosana lahatsary somary maneho firaisana ara-nofo na dia tsy hita mivantana aza izany, tafiditra amin'izany na ny mpilalao fototra na ny mpanatontosa (tsy hita anaty lahatsary aza)....