Tantara mikasika ny Lanonana tamin'ny Marsa, 2014
Fitetezana Ny Siokantseraseran'ny Teratany #IMLD14
Tamin'ny Zoma 21 Febroary lasa teo ny Andro Iraisam-pirenena hoan'ny Tenin-dreny, fankalazana momba ny teny sy ny fahasamihafana izay noforonin'ny UNESCO voalohany tamin'ny 1999. Indreto sombiny tamin'ireo sioka nandritra izany andro izany