Tantara mikasika ny Lanonana tamin'ny Oktobra, 2013

Feo Vaovao Nandritra ny Blog Action Day 2013

Rising Voices  28 Oktobra 2013

Nandray anjara tanatin'ny Blog Action Day, hetsika eran-tany hanoratan'ireo mpitoraka bilaogy eran-tany lahatsoratra iray mikasika lohahevitra iray iombonana, ireo tetikasa (no)tohanan'ny Rising Voices, ny 16 Oktobra 2013. Nanampy tosika ireo mpitoraka bilaogy maro hafa ireo tetikasa ireo mba hizaràny ny fomba fijeriny ny Zon'olombelona ao Brezila, Nizeria ary Kôlômbia.