Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Desambra, 2018

Oman: Fampianarana “fandaniam-potoana”

Tsy mba noraisin'ny mponina ho rafitra ara-drariny noho ny antony samihafa ny rafitra fandraisana ireo mpianatra amin'ny ambaratonga ambony eny amin'ny oniversite any Oman. Ny rafitra fanabeazana teo aloha 'Thanawiyah Ammah' dia voatsikera noho izy mandrisika ny fianarana amin'ny alalan'ny fitadidiana fa tsy mba mampianatra ny tena fomba fianarana

Toerana masina Oryx ao Oman – toerana voalohany voafafa tao anatin'ny lisitry ny vakoka manerantany

Namoaka fanambarana an-gazety tamin'ny fiandohan'ny herinandro lasa teo manambara ny fanesorana voalohany ny toerana iray avy amin'ny lisitry ny Lova Manerantany ny UNESCO

Rosia: Politika Sy Fanakona-masoandro Tao Samara

Ny 1 Aogositra 2008, andron'ny fanakonana tanteraka ny masoandro, tao an-tananàn'i Samara i Oleg Klimov, ilay Rosiana mpaka sary fanao an-gazety mba hihaona amin'ireo solontenan'ny mpanohitra eo an-toerana.

Karohina ao Ejipta i Erin Brockovich

Nisy nitory ho anano fanalam-baraka sy fitenitenenana foana ny bilaogera Ejypsiana iray. Io mpanoratra ny bilaogy “El Hakika” io dia tsy maintsy mandoa L.E 2500 ho onitra sy L.E 40.000 ho onitra ho an'ny orinasa iray hita sary mandoto tontolo iainana !!