Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Novambra, 2016
Tonga Ny Ririnina: Miomana Hiatrika ny Vanim-potoanan'ny Zavon-Tsetroka Indray I Balkans
Miomana hiatrika ny ririnina ireo mponina ao Balkans , vanim-potoana izay ahitana rivotra maloto hatraiza hatraiza lasa hita maso sy vao maika azo tsapain-tanàna.
“Stand with Standing Rock”: Mpanao Fihetsiketsehana Manohitra ny Dakota Access Pipeline
"Indraindray ianao, taitra ao anatin'ny taona 2016, saingy mbola mahatsapa ho mbola any amin'ny taona 1875 hatrany satria mbola miady amin'ny fiarovana ny taniny hatrany ny Teratany." --Sherman Alexie