· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Avrily, 2008

Zimbaboe : Mofo, sy ronono ary taratasy fifirana

  09 Avrily 2008

Comrade Fatso [ny kamarady Fatso] no manazava ny toe-draharaha iainany ankehitriny any Zimbaboe : The parallel realities we live in have become the only reality now. The other one is paralysed. So bread is now hustled on street corners for two US dollars. Like an illegal drug. Milk has also...

Mpanao gazety Toniziana mitatitra ny fifidianana any Zimbaboe

  09 Avrily 2008

Mpanao gazety Toniziana i Bassam Bounenni, izay miblaogy ao amin'ny Wherever I Roam, That's My Home [n'aiza n'aiza ivenjivenjeko dia tranoko any], mitantara izay fitaterany hoan'ny fantsona fampahalalam-baovao Silamo Al Jazeera ny fifidianana any Zimbaboe : On a été arrêté à plusieurs reprises et notre hotel assiégé par des snipers,...

Zimbaboe : FrontlineSMS ho enti-miady hoan'ny Demokrasia

  09 Avrily 2008

Kiwanja [Kenny] izay nandalo tany Zimbaboe fahiny dia manoratra mikasika ny fampiasana ny rindrakajy FrontlineSMS [SMS amin'ny lohalaharan'ny ady] any Zimbaboe: A local NGO seeking to promote human rights and good governance, Kubatana were the very first users of FrontlineSMS when it launched back in 2005, starting a trend which...

Zimbaboe : Vavolombelona nanatri-maso

  09 Avrily 2008

This is Zimbabwe no manapariaka ny tantaran'ity vavolombelona iray izay nanatri-maso ny fizotry ny fifidianana tany Zimbaboe : I travelled up to Zimbabwe on Tuesday the 25th March to help the MDC Tsvangirai faction with election preparations. I volunteered to help three candidates , Joseph Mutsvanga from Zvimba East, Knox...

Zimbaboe : An-tsokosoko no amerenana ny fanisana ireo vatom-pifidianana filoham-pirenena

  09 Avrily 2008

Brenda Burrel no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net izay fivaotry ny toe-draharaha farany mikasika ny fifidianana filoham-pirenena any Zimbaboe : According to the MDC’s latest press statement the Zimbabwe Electoral Commission (ZEC) has disbanded the National Command Centre and shifted the ‘verification process’ to an undisclosed location. “Araka ny fanambarana...

Zimbaboe : Fanaovana “haza-lambo” ny mpanao gazety

  08 Avrily 2008

Peta Thornycroft monina any Harare, no mitatitra ny “haza-lambo” sedrain'ny mpanao gazety sasany any Zimbaboe : There has been a heavy crackdown on Zimbabwe’s small group of journalists, many of them forced to work under cover. “Nisy fanaovana “haza-lambo” ny andiana mpanao gazety vitsy any Zimbaboe, voatery niasa an-tsokosoko [miafina]...

Zimbaboe : Raha mba nahazo nifidy ireo ankizy

  07 Avrily 2008

If only kids could vote then Mugabe would have been really beaten “Raha mba nahazo nifidy ireo ankizy dia ho tanteraka ny fandresena an'i Mugabe” Hoy ny mpiara dia amiko, zazavavy 11 taona. They should let us vote because there are more kids than adults. All my friends at schools...

Zimbaboe : Valiny feno hoan'ny fifidianana loholona

  07 Avrily 2008

This is Zimbabwe no mampita ny valiny feno mikasika ny fifidianana loholona izay navoaky ny ZEC izay Sampandraharaha fanaraha-maso ny fifidianana any Zimbaboe [Zimbabwe Electoral Commission] : The final count, for those 60, is as follows: Zanu PF has 30 seats, the MDC MT has 24 seats and the MDC...

Angola: Fifidianana 2008

  06 Avrily 2008

Antsoina hifidy ny solombavambahoakany ao amin'ny antenimieram-pirenena ny Angoley amin'ity taona ity, dia ny volana septembra 2008 izany. 17 taona izay no lasaa hatramin'ny nifidianan'ny Angoley farany. Manana ny lisitra manakaiky ny 100 mety hifaninana amin'io fifidianana io i Feliciano J.R.