Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Jolay, 2018

10 Jolay 2018

Ny zava-nitranga tao Koety

Nankafy ny toetr'andro mahafinaritra i Koety tamin'ity herinandro ity. Marobe ireo olona nanararaotra izany sy nandeha nitsangatsangana tany amin'ny tany efitra.

09 Jolay 2018

Andian-jiolahy Sy Ady Ara-Barotra : Karazana Meksika Ahoana No Andrasan'ny Filoha Vaovao ?

"Amin'izao fotoana izao any Meksika, tsy amin'ny alàlan'ny fitaovam-piadiana no hahatongavana eo amin'ny fitondràna, fa ny fitaovam-piadiana no mifehy ny fidirana eo amin'ny fitondràna. "

Arabiska: Bilaogera Iray Nosamborina.. Mbola Misy 1000!

Toy ny tsy misy ny herinandro tsy misy olana ho an'ireo Ejipsianina sy ny bilaogerany.

07 Jolay 2018

Antomotra ny Fifidianana ao Mali, Maivana ny Tombana Ho An'ny Fepotoam-piasàna Voalohany Nitondràn'i Ibrahim Boubacar Keïta

Zon'ireo Maliàna ny manontany tena momba izay tena niafaran'ireo vola an-davitrisa notapahan'ny tao amin'ny antenimieram-pirenena homena ny tafika [ho fiatrehana ny loza mitatao ateraky ny djihadista]

06 Jolay 2018

Meksika: Fanentanana hiarovana ny safidim-bato

Ny "Cuidemos el voto" [“Andao arovana ny vato”] dia tetikasa mikendry ny hiarovana ny vaton'ny Meksikana mandritra ny fifidianan'ny 5 jolay manoloana ireo "fahavalo ela": herisetra, karapanondro hosoka, fangalaram-bato, fanimbana ny vata fandrotsaham-bato ary ireo sakana hafa amin'ny fisian'ny fifidianana mangarahara. . Ny Fitaovam-piadiany? SMS, Twitter ary ny tranonkala.

03 Jolay 2018

Miditra ao anatin'ny vanim-potoanan'ny lehilahy mahery i Torkia

Amin'ny fitsapana farany amin'ny fahaizany mitarika, avy nanaporofo indray ny antony mahatonga azy ho mpanao politika manana ny heriny indrindra ao Torkia sy mpitarika manana vahana indrindra eo amin'ny fitantanana hatramin'ny andron'i Mustafa Kemal Attaturk ny filoha Recep Tayyip Erdogan. Tsotra fotsiny: efa nivonona hanao izay rehetra tokony atao izy.