Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Marsa, 2017
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Annie Zaman
izaho no Qurratulain Zaman izay fantatry ny maro amin'ny hoe Annie, ary ho an'ny sasany dia renin'i Mimi’(Um-e-Umaima)). Hatramin'ny 2011 aho no mpiasa an-tsitrapo ato amin'ny GV.
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Kevin Rennie
Mpampianatra ambaratonga faharoa nandritra ny 33 taona teto Aostralia aho, ary nifarana tamin'ny efa-taona tao amin'ny sekoly vazimba (aborigène) iray tao amin'ny Tanin'i Arnhem izany.
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Marianne Díaz Hernández
Ankasitrahako ny fitokisana napetraka tamiko nanoloran'ny mpiara-mirotsaka an-tsitrapo hafa ahy ho amin'io andraikitra io, ary ho voninahitra lehibe ho ahy ny hahafahako manompo ity fikambanana ity.
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Gwenaëlle Lefeuvre
Misaotra nanolotra ahy ho amin'ny toeran'ny solontenan'ireo mpirotsaka antsitrapo !
Fifidianana Filankevi-pitantanana Ao Amin'ny GV 2017 : Laura Vidal
Manasa anao mba haneho hevitra eto ambany mikasika izay andrasanao avy amin'ny solontenan'ny tonia-ekipa. Inona no andrasanao? Ahoana ny hevitrao mikasika izay tokony ataon'ny solontena mendrika?
Fifidianana Filankevi-Pitantanan'ny GV 2017: Nevin Thompson
Nevin Thompson no anarako ary voatendry hofidiana ho solontenan'ny ekipa-tonia aho amin'ny fifidianana biraon'ny Filankevi-pitantanan'ny Global Voices hotontosaina amin'ny 16-20 Marsa 2017 ho avy izao.
Fifidianana Filankevi-pitantanana GV 2017 : Rawan Gharib
Rawan Gharib no anarako, anisan'ny tonian-dahatsoratra ao amin'ny Lingua Arabo, monina ao Kairo. Mpanoratra liana kokoa amin'ny kolontsaina Amerika Latina/Afovoany-Atsinanana aho. Andao hanohy hanozongozona ny rindrina sy hanamboatra tetezana!
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Gabriela Garcia Calderon
Ary tamin'izany no nidiran'ny Global Voices teo amin'ny fiainako, zava-baovao izay nanova ahy tanteraka... ary mino aho fa torak'izany koa ny GV
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017: Mong Palatino
Ry namana sy mpiara-miasa, Mabuhay! Sady faly aho no heni-boninahitra voatendry hofidiana solontenan'ny tonia ato amin'ny biraon'ny Global Voices.
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Nwachukwu Egbunike
Nwachukwu Egbunike no anarako, poety, mpanonta ary mpikaroka momba ny media sosialy. Monina sy miasa ao Ibadan, Nigeria aho.