Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Avrily, 2013

Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Avrily, 2013

14 Avrily 2013

Venezoela: Miomana Amin'ny Fifidianana Atao Amin'ny Alahady ny Fikambanana Tsy Miankina Ho Amin'ny Mangarahara

Teknolojia mampangarahara asa

Tao anatin'ny enim-bolana izao dia handeha handatsa-bato fanindroany ireo Venezoeliana. Hifidy izay handimby ny filoha teo aloha Hugo Chavez izy ireo, izay namoy ny ainy tamin'ny volana Marsa teo. Somary mikorontana ny tontolo politika ao amin'ny firenena fa tsy tahaka ny fifidianana tamin'ny volana Oktobra, na dia izany aza, afaka nivondrona ireo fikambanana tsy miankina (ONG) mba hiasa...

04 Avrily 2013

Niala Ny Praiminisitra, Toy Ny “Sambo Rendrika” I Libanona

@Brigitte_khair: Tahaka ny tovolahy mihiaka ‘hoe “Mandrahona hametra-pialàna indray i #Mikati. Koa raha hametra-pialàna tokoa izy, tsy ho taitra intsony ny olona. Raha nanomboka ny tsaho momba ny fialàny, nihevitra ny sasany fa mivazivazy ny Praiminisitra Libanona Najib Mikati. Satria teo aloha, efa indroa izy no nanambara fa hametra-pialàna. Nametra-pialàna...