Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Desambra, 2011
Ejipta : Famintinana Ilay Hetsi-panoherana Revolisionera Andiany Faharoa Farany
Miran Hosny dia namintina ilay hetsi-panoherana andiany faharoa farany tao Ejipta. Ny isan'ireo olona maty ao Ejipta dia efa eo amin'ny 40 eo ary araka ny nambara dia mbola nanohy ny fanafihana sy ny fangalam-piery tamin'ireo mpanao fihetsiketsehana ny "Central Security Forces" sy ny polisy, izay mitoraka entona mandatsa-dranomaso sy entona simika hafa izay mbola tsy fanta-piaviana azy ireo
Ejipta: Androm-pifidianana
Handeha hifidy izay ho solombavambahoakany ny Ejypsiana ny 28 sy 29 Novambra 2011 [Naotin'ny mpandika: mbola tsy nandeha tamin'ny nanoratana ny lahatsoratra fototra] , na dia eo aza ny fiantsoana tsy hifidy,...