Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Marsa, 2011
Kamerona: Hetahetam-piovana, Resadresaka niaraka tamin'i Kah Walla (fandraisam-peo)
Hatramin'ny fiatombohan'ny volana febroary dia mandeha ny resaka ao amin'ny aterineto fa i Kamerona dia te-hanao fihetsiketseham-panoherana tahaka ny tao Egypta ny 23 febroary 2011. Vantany heno fa voahongana ny Filoha Egyptiana, dia niparitaka haingana be ny antso hanao fihetsiketsehana