· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Janoary, 2008

Kenya: Hanohana an'i Kibaki ve i Kikwete?

  07 Janoary 2008

Hanohana an'i Mwai Kibaki ve ny filham-pirenena Tanzaniana Jakaya Kikwete?, Ny teti-panoron'ny fitondrana manko izao dia ny mitady fanohanana iraisam-pirenena, avy amin'ny firenena Afrikana hafa ankoatra an'i oganda (izay firenena tokana manerantany niarahaba ny fandresen'i Kibaki “indray”. Ndesanjo Macha

Angola : Ny faniriako ho amin'ny taona 2008

  05 Janoary 2008

Mbola mieritreritra izay firariantsoany ho an'i Angola amin'ny taona 2008 i ELCAlmeida [pt]. Fantany tsara kosa izay tsy tiany hitranga any: What I do not want, once and for all, for Angola is what is happening in Kenya. Those who do not know to welcome the popular will, whatever it...

Georgia: Gina alohan'ny tafiotra?

  05 Janoary 2008

Tantarain'i TOL Georgia ary fa tony ny firenena Amin'izao andro mialoha ny fifidianana izao. Na izany aza dia manontany tena ihany ny mpamaham-bolongana hoe malalaka tokoa ve ny fifidianana raha itodihana ny zava-nitranga nandritra ny fotoana mialoha ny vanim-potoanan'ny fifidianana ary raha vakiana  ity soratra hafa ity ? Onnik Krikorian

Jamaika: Mpaminany sandoka

  04 Janoary 2008

“Hita ho ny faminaniana no handanian-dresaka amin'ity taona ity! Ny sasany mahita fa hitombo ny fanaovana heloka, moa ny hafa indray mahita fa hihamamiratra ny ho avy…”: Ny mampalahelo an'i Stunner dia ny “tsy fitokisany velively izay lazain'ireo milaza tena ho mpaminany”. (hatrany ka hatraty io rahalahy a!) Janine Mendes-Franco