Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Mey, 2024
Fifidianana filoham-pirenena amin'ny 29 Jona any Maoritania: Tafatafa miaraka amin'ilay mpanao politika Khally Diallo
La Mauritanie se prépare à des élections présidentielles le 29 juin 2024, mais les militaires au pouvoir ne sont pas prêts de faire place aux civils. Miomana amin'ny fifidianana filoham-pirenena amin'ny 29 Jona 2024 i Maoritania, saingy tsy vonona hanome toerana ho an'ny sivily ny miaramila eo amin'ny fitondrana.
29 Jona 2024, fihodinana voalohany amin'ny fifidianana izay ho filohampirenena ao Maoritania
Kandidà fito no hifaninana amin'ny fihodinana voalohany amin'ny fifidianana izay ho filoham-pirenena ao Maoritania, isan'izany i Mohamed Ould Ghazouani, filoha vao handao ny toerany, efa teo hatramin'ny Aogositra 2019
Tchad Mahamat Idriss Déby Itno no filoham-pirenena mandimby ny rainy ho filoham-pirenena, raha ny vokatra voalohan'ny fifidianana
Toa mametraka an'i Mahamat Idriss Déby Itno ho filoha vaovao ao Tchad handimby ny rainy raha ilay fifidianana izay ho filohampirenena natao tamin'ny 6 May 2024
Mifampizara ny fanantenany mialoha ny fifidianana afrikana tatsimo ny tanora mpifidy
Misongadina ny hamaroan'ny tanora, 18-39 taona, mandrafitra ny 42 isanjaton'ny (11,7 tapitrisa) mpifidy voasoratra anarana, manoritra ny maha-zava-dehibe ny vaton-dry zareo ho an'ny antoko politika amin'ny fifidianana hoavy amin'ny 29 may.
Topimason'ny tontolon'ny media ao Afrika Atsimo mialoha ny fifidianana hoavy
"Mankatoa fiteny 12 ny lalàmpanorenana ao amin'ny firenenafa saingy ny fiteny be mpampiasa indrindra dia ny Zulu, Xhosa, Afrikaans ary Anglisy. Amin'ny teny Anglisy sy Afrikaans ny ankamaroan'ny famoaham-baovao sy ny fampielezam-peo ao Afrika Atsimo.