Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Aogositra, 2017

Ny Latabatry Ny Feo Malalaka

Nanana ny laza ratsiny i Bebelplatz, ilay kianja ao Berlin akaikin'ny toerana fananaovana fampisehoana tantara an-tsehatra an'ny fanjakana sy ny Oniversiten'i Humboldt fa tamin'ny taona 1933 no nandoroan'ny tanora Nazi, tao boky teo ho eo amin'ny 20 000 isa teo. Nofafan'ny hetsika iray izany avy eo.

Mpanao Politika Japoney Manery ny Talen-tsekoly Amin'ny Boky Fianarana Tantara Manazava ny ‘Vehivavy Fiononana’

Tamin'ny Zoma 4 Aogositra 2017, nanjaka tao amin'ny Twitter Japoney ny lohahevitra momba ny boky fianarana tantara. Nalaza vetivety tao amin'ny Twitter ny andian-teny hoe "nahoana no nosafidiana ity boky ity"(教科書なぜ採択)

Ny Fitepon'i Polonina: Lalao Karatra Bingo Ho An'ny Fahasalamana, Fandraràna ny Alikaola, Kisoa Mena

tsy mitondra any amin'ny fanapahankevitra hendry foana ny traikefa, hoy i beatroot.